<-
->

Gen / Jen 34:30 And Jacob said to Simeon and Levi, Ye have troubled me to make me to stink among the inhabitants of the land, among the Canaanites and the Perizzites: and I being few in number, they shall gather themselves together against me, and slay me; and I shall be destroyed, I and my house. Ary hoy Jakoba tamin' i Simeona sy Levy: Efa nahatonga loza amiko ianareo, fa efa nomaimboinareo eto amin' ny mponina amin' ny tany aho, dia amin' ny Kananita sy ny Perizita; nefa olom-bitsy aho, ka dia hiangona hamely ahy izy ireo ka hamono ahy; dia ho fongotra aho, dia izaho sy ny ankohonako. Fa hoy kosa Jakoba tamin' i Simeona sy Levì: Nampanahirana ahy hianareo, fa nomaimboinareo amin' ny tany ama-monina aho, dia amin' ny Kananeana sy amin' ny Ferezeana. Izaho dia olom-bitsy ka hikambana izy hamely ahy, ka hovonoiny aho, dia ho fongotra aho sy ny ankohonako. Jacob dit à Siméon et Lévi : Vous m' avez mis en mauvaise posture en me rendant odieux aux habitants du pays, les Cananéens et les Perizzites : j' ai peu d' hommes, ils se rassembleront contre moi, me vaincront et je serai anéanti avec ma maison.