<-
->

Gen / Jen 34:5 And Jacob heard that he had defiled Dinah his daughter: now his sons were with his cattle in the field: and Jacob held his peace until they were come. Ary ren' i Jakoba fa efa nandoto an' i Dina zananivavy izy; nefa ny zananilahy mbola niandry ny omby aman' ondriny tany an-tsaha; ka dia nangina aloha Jakoba mandra-pahatongany. Efa ren' i Jakoba ihany ny nandotoany an' i Dinà zanany vavy, nefa mbola tany an-tsaha tamin' ny biby fiompiny ny zanany lahy, ka dia nangina izy aloha mandra-pahatongan' ireo. Jacob avait appris qu' il avait déshonoré sa fille Dina, mais comme ses fils étaient aux champs avec son troupeau, Jacob garda le silence jusqu'à leur retour.