<-
->

Gen / Jen 34:7 And the sons of Jacob came out of the field when they heard it: and the men were grieved, and they were very wroth, because he had wrought folly in Israel in lying with Jacob' s daughter: which thing ought not to be done. Ary ny zanak' i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin' ny Isiraely noho ny nandriany tamin' ny zanakavavin' i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany. ary efa tonga avy any an-tsaha koa ny zanak' i Jakoba vao nandre izany zavatra izany; tafintohina mafy ireo lehilahy ireo ka nisafoaka mihitsy izy ireo, fa nanao izay fady indrindra Sikema nanala baraka an' Israely tamin' ny nandriany tamin' ny zanakavavin' i Jakoba, ka zavatra tsy tokony hatao akory izany. Lorsque les fils de Jacob revinrent des champs et apprirent cela, ces hommes furent indignés et entrèrent en grand courroux de ce qu' il avait commis une infamie en Israël en couchant avec la fille de Jacob : cela ne doit pas se faire !