<-
->

Gen / Jen 36:18 And these are the sons of Aholibamah Esau' s wife; duke Jeush, duke Jaalam, duke Korah: these were the dukes that came of Aholibamah the daughter of Anah, Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, vadin' i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, vadin' i Esao. Zanakalahin' i Oolibamà, vadin' i Esao: Jehosy, loham-pirenena, Ielona, loham-pirenena; ary Kore, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, sy vadin' i Esao. Et voici les fils d' Oholibama, la femme d'Ésaü : le chef Yéush, le chef Yalam, le chef Qorah. Tels sont les chefs d' Oholibama, fille d' Ana, femme d'Ésaü.