<-
->

Gen / Jen 36:19 These are the sons of Esau, who is Edom, and these are their dukes. Ireo no zanak' i Esao, izay atao hoe koa Edoma, ary ireo no loham-pireneny. Ireo no zanakalahin' i Esao, ireo no loham-pireneny; izany no Edoma. Tels sont les fils d'Ésaü et tels sont leurs chefs. C' est Édom.