<-
->

Gen / Jen 36:34 And Jobab died, and Husham of the land of Temani reigned in his stead. Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin' ny tanin' ny Temanita. Maty Jobaba, dia Hosama, avy amin' ny tanin' ny Temanita, no nanjaka nandimby azy. Yobab mourut et à sa place régna Husham du pays des Témanites.