<-
->

Gen / Jen 36:36 And Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his stead. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. Maty Hadada, ary Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka namdimby azy. Hadad mourut et à sa place régna Samla, de Masréqa.