<-
->

Gen / Jen 36:40 And these are the names of the dukes that came of Esau, according to their families, after their places, by their names; duke Timnah, duke Alvah, duke Jetheth, Ary izao no anaran' ny loham-pirenena tamin' ny taranak' i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny Izao no anaran' ny loham-pirenena amin' ny taranak' i Esao, araka ny fokony sy ny faritaniny ary ny anarany avy: Tammà, loham-pirenena; Alvà, loham-pirenena; Jetela, loham-pirenena; Voici les noms des chefs d'Ésaü, selon leurs clans et leurs lieux, d' après leurs noms : le chef Timna, le chef Alva, le chef Yetèt,