<-
->

Gen / Jen 37:1 And Jacob dwelt in the land wherein his father was a stranger, in the land of Canaan. Ary Jakoba nonina tany amin' ny tany fivahinian' ny rainy, dia tany amin' ny tany Kanana. Ary Jakoba niorim-ponenana teo amin' ny tany nitoeran-drainy any amin' ny tany Kanaana. Mais Jacob demeura dans le pays où son père avait séjourné, dans le pays de Canaan.