<-
->

Gen / Jen 37:18 And when they saw him afar off, even before he came near unto them, they conspired against him to slay him. Ary nahatazana azy eny lavidavitra eny ny rahalahiny; koa raha tsy mbola nanakaiky azy Josefa, dia niray tetika hamono azy izy. Mbola lavitra izy dia tazany, ka talohan' ny nahatongavany teo akaikiny, dia niray tetika hamono azy izy ireo. Il l' aperçurent de loin et, avant qu' il n' arrivât près d' eux, ils complotèrent de le faire mourir.