<-
->

Gen / Jen 37:31 And they took Joseph' s coat, and killed a kid of the goats, and dipped the coat in the blood; Ary nalain' ireo rahalahiny ilay akanjon' i Josefa, dia namono zanak' osy izy, ka natsobony tamin' ny rà ny akanjo. Fa nalain' ireo rahalahiny kosa ny akanjon' i Josefa, ka namono osilahy izy, ary natsobony tamin' ny rà ny akanjo. Ils prirent la tunique de Joseph et, ayant égorgé un bouc, ils trempèrent la tunique dans le sang.