<-
->

Gen / Jen 37:33 And he knew it, and said, It is my son' s coat; an evil beast hath devoured him; Joseph is without doubt rent in pieces. Dia fantany, ka hoy izy: Akanjon' ny zanako io: efa lanin' ny biby masiaka izy; voaviravira tokoa Josefa. Fantatr' i Jakoba fa izy io, ka hoy izy: Ny akanjon-janako tokoa. Lanin' ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa Josefa. Celui-ci regarda et dit : C' est la tunique de mon fils ! Une bête féroce l' a dévoré. Joseph a été mis en pièces !