<-
->

Gen / Jen 37:34 And Jacob rent his clothes, and put sackcloth upon his loins, and mourned for his son many days. Ary Jakoba dia nandriatra ny fitafiany ka nisikina lamba fisaonana tamin' ny valahany; ary nisaona ny zanany andro maro. Dia notriariny ny fitafiany ka nisikina lamba malailay izy, nisaona ny zanany naharitra ela be. Jacob déchira son vêtement, il mit un sac sur ses reins et fit le deuil de son fils pendant longtemps.