<-
->

Gen / Jen 37:4 And when his brethren saw that their father loved him more than all his brethren, they hated him, and could not speak peaceably unto him. Ary nony hitan' ny rahalahiny fa Josefa no tian' ny rainy mihoatra noho izy mirahalahy avy, dia nankahala azy izy ka tsy nahazaka hanao teny tsara taminy. Nony hitan' ireo rahalahiny, fa tian-drainy mihoatra noho izy rehetra Josefa, dia nankahalainy izy, ka tsy zakany intsony ny hiteny aminy amim-pitiavana. Ses frères virent que son père l' aimait plus que tous ses autres fils et ils le prirent en haine, devenus incapables de lui parler amicalement.