<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 38:1 | And it came to pass at that time, that |
Ary tamin' izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin' ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany. | Tamin' izany andro izany, niala teo amin' ireo rahalahiny Jodà, dia nidina ka tonga tany amin' ny lehilahy anankiray tao Odolama atao hoe Hirà. | Il arriva, vers ce temps-là, que |