<-
->

Gen / Jen 38:14 And she put her widow' s garments off from her, and covered her with a vail, and wrapped herself, and sat in an open place, which is by the way to Timnath; for she saw that Shelah was grown, and she was not given unto him to wife. Ary nanaisotra ny akanjony fanaon' ny mpitondratena izy, dia nisarona fisalobonana ka nisalobona, dia nipetraka teo am-bavahadin' i Enaima, izay eo amin' ny lalana mankany Timna; satria efa hitan' i Tamara fa efa lehibe Sela, nefa tsy mbola nomen' i Joda ho vadin' i Sela izy. Ka nesoriny ny akanjo fitondran' ny mpitondra tena teny aminy, dia nisarona voaly izy, ka nipetraka nisalobona teo am-bavahadin' i Enaïma, amin' ny làlana mankany Tamnà; satria hitany fa efa lehibe Selà, ary izy anefa tsy mbola nomena ho vadiny. Alors, elle quitta ses vêtements de veuve, elle se couvrit d' un voile, s' enveloppa et s' assit à l' entrée d'Énayim, qui est sur le chemin de Timna. Elle voyait bien que Shéla était devenu grand et qu' elle ne lui avait pas été donnée pour femme.