<-
->

Gen / Jen 38:20 And Judah sent the kid by the hand of his friend the Adullamite, to receive his pledge from the woman' s hand: but he found her not. Dia nampitondrain' i Joda ilay Adolamita sakaizany ny zanak' osy, hangalany ilay fampitanana amin-dravehivavy; kanjo tsy hitany izy. Nampanaterin' i Jodà an' ilay Odolamita, sakaizany, ny zanak' osy, hangalany ny antoka tany an-tanan-dravehivavy, kanjo tsy hitany izy. Juda envoya le chevreau par l' intermédiaire de son ami d' Adullam, pour reprendre les gages des mains de la femme, mais celui-ci ne la retrouva pas.