<-
->

Gen / Jen 38:22 And he returned to Judah, and said, I cannot find her; and also the men of the place said, that there was no harlot in this place. Dia niverina tany amin' i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain' ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo. Dia niverina tany amin' i Jodà izy, nilaza hoe: Tsy nahita azy aho; ary lazain' ny olona tompon-tany aza fa hoe, tsy nisy vehivavy janga teo. Il revint donc auprès de Juda et dit : Je ne l' ai pas retrouvée. Et même, les gens du lieu m' ont dit qu' il n' y avait jamais eu là de prostituée.