<-
->

Gen / Jen 38:24 And it came to pass about three months after, that it was told Judah, saying, Tamar thy daughter in law hath played the harlot; and also, behold, she is with child by whoredom. And Judah said, Bring her forth, and let her be burnt. Ary rehefa afaka tokony ho telo volana, dia nisy nanambara tamin' i Joda hoe: Efa nijangajanga Tamara vinantovavinao; ka indro, efa manan' anaka tamin' ny fijangajangana izy. Dia hoy Joda: Avoahy izy hodorana. Sahabo ho telo volana taorian' izany, dia nisy nilaza tamin' i Jodà hoe: Nijangajanga Tamara vinantovavinao; ary indro fa efa nanana anaka izy tamin' ny finjangajangana nataony. Ka hoy Jodà: Avoahy izy ka aoka hodorana. Environ trois mois après, on avertit Juda : Ta belle-fille Tamar, lui dit-on, s' est prostituée, elle est même enceinte par suite de son inconduite. Alors Juda ordonna : Qu' elle soit amenée dehors et brûlée vive !