<-
->

Gen / Jen 38:26 And Judah acknowledged them, and said, She hath been more righteous than I; because that I gave her not to Shelah my son. And he knew her again no more. Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin' i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy. Dia fantatr' i Jodà ireo, ka hoy izy: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin' i Selà, zanako. Ary tsy nahalala azy intsony izy. Juda les reconnut et dit : Elle est plus juste que moi. C' est qu' en effet je ne lui avais pas donné mon fils Shéla. Et il n' eut plus de rapports avec elle.