<-
->

Gen / Jen 38:5 And she yet again conceived, and bare a son; and called his name Shelah: and he was at Chezib, when she bare him. Dia nanan' anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin' ny niterahan' ny vadiny an' i Sela. Ary nanana anaka koa izy, dia tera-dahy, nataony hoe Selà no anarany. Nitoetra tao Akeziba Jodà, tamin' ny niterahany an' io. Encore une fois, elle enfanta un fils, qu' elle appela Shéla; elle se trouvait à Kezib quand elle lui donna naissance.