<-
->

Gen / Jen 39:10 And it came to pass, as she spake to Joseph day by day, that he hearkened not unto her, to lie by her, or to be with her. Ary na dia niteny tamin' i Josefa isan' andro aza ravehivavy, dia tsy nety nanaiky azy handry aminy izy na hiara-mitoetra aminy. Ary na dia niteny tamin' i Josefa isan' andro isan' andro aza ravehivavy, dia tsy nety nandry taminy izy, na hiara-mitoetra aminy. Bien qu' elle parlât à Joseph chaque jour, il ne consentit pas à coucher à son côté, à se donner à elle.