<-
->

Gen / Jen 39:11 And it came to pass about this time, that Joseph went into the house to do his business; and there was none of the men of the house there within. Ary tamin' ny indray andro dia niditra tao an-trano Josefa hanao ny raharahany; ary sendra tsy nisy mpanompo tao an-trano tamin' izay. Indray andro izy niditra tao an-trano hanao ny raharahany; ary tsy nisy tao ny olona tamin' io trano io, na dia iray aza. Or, un certain jour, Joseph vint à la maison pour faire son service et il n' y avait là, dans la maison, aucun des domestiques.