<-
->

Gen / Jen 39:12 And she caught him by his garment, saying, Lie with me: and he left his garment in her hand, and fled, and got him out. Dia nisambotra azy tamin' ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe : Avia handry amiko; fa navelan' i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano. Ka nosamborin-dravehivavy tamin' ny lambany izy, nataony hoe: Avia handry amiko. Navelan' i Josefa teo an-tànany anefa ny lambany, ka nandositra tany ala-trano izy. La femme le saisit par son vêtement en disant : Couche avec moi ! mais il abandonna le vêtement entre ses mains, prit la fuite et sortit.