<-
->

Gen / Jen 39:17 And she spake unto him according to these words, saying, The Hebrew servant, which thou hast brought unto us, came in unto me to mock me: Dia nilaza taminy izy araka ireo teny ireo ka nanao hoe: Nanatona ahy ilay andevolahy Hebreo, izay nentinao ho eto amintsika, mba hisangy ahy; Ary ireo teny ireo ihany no nolazainy taminy koa nataony hoe: Iny andevolahy Hebrio, izay nampidirinao teto amintsika iny, dia nankatý amiko hisangy ahy. Alors, elle lui dit les mêmes paroles : L' esclave hébreu que tu nous as amené m' a approchée pour badiner avec moi