<-
->

Gen / Jen 39:21 But the Lord was with Joseph, and shewed him mercy, and gave him favour in the sight of the keeper of the prison. Nefa Jehovah nomba an' i Josefa sy namindra fo taminy ka nampahita fitia azy teo imason' ny mpitandrina ny trano-maizina. Nomban' ny Tompo anefa Josefa sady nanamparany ny hatsaram-pony, ary nampahazoany fitia tamin' ny mpitandrina ny tranomaizina. Mais Yahvé assista Joseph, il étendit sur lui sa bonté et lui fit trouver grâce aux yeux du geôlier chef.