<-
->

Gen / Jen 39:6 And he left all that he had in Joseph' s hand; and he knew not ought he had, save the bread which he did eat. And Joseph was a goodly person, and well favoured. Dia navelany ho andraikitr' i Josefa izay rehetra nananany; ary izy tsy nihevitra intsony izay rehetra nananany na inona na inona afa-tsy ny hanin-kohaniny ihany. Ary Josefa dia bikàna sady tsara tarehy. Ary napetrany teo an-tanan' i Josefa avokoa izay nananany; ka tsy niahy na inona na inona intsony izy taminy, afa-tsy ny hanin-kohaniny. Ary Josefa dia sady bikàna no tsara tarehy. Alors, il abandonna entre les mains de Joseph tout ce qu' il avait et, avec lui, il ne se préoccupa plus de rien, sauf de la nourriture qu' il prenait. Joseph avait une belle prestance et un beau visage.