<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 40:13 | Yet within three days shall |
Ato anatin' ny hateloana dia hasandratr' i Farao ianao ka hampodiny ho ao amin' ilay nipetrahanao; dia hanolotra ny kapoakan' i Farao ho eo an-tanany ianao tahaka ilay fanao fahiny, fony ianao mpitondra kapoakany. | Ka hateloana sisa dia hasandratr' i Faraona ny lohanao, haveriny amin' ny raharahanao indray hianao, ka hametraka ny kopin' i Faraona ho eo an-tànany hianao, araka ny raharahanao teo aloha, fony hianao mpandroso divay azy. | Encore trois jours et |