<-
->

Gen / Jen 42:13 And they said, Thy servants are twelve brethren, the sons of one man in the land of Canaan; and, behold, the youngest is this day with our father, and one is not. Fa hoy izy; Roa ambin' ny folo mirahalahy ny mpanomponao, zanaky ny lehilahy iray ihany any amin' ny tany Kanana; ary, indro, ny faralahy dia any amin' ny rainay ankehitriny, fa ny anankiray tsy ao intsony. Ary hoy ny navaliny: Roa ambin' ny folo mirahalahy izahay mpanomponao ary zanaky ny lehilahy iray ihany any amin' ny Kanaana; fa izao kosa ny faralahy dia any amin-drainay, ary ny anankiray tsy velona intsony. Ils répondirent : Tes serviteurs étaient douze frères, nous sommes fils d' un même homme, au pays de Canaan : le plus jeune est maintenant avec notre père et il y en a un qui n' est plus.