<-
->

Gen / Jen 42:15 Hereby ye shall be proved: By the life of Pharaoh ye shall not go forth hence, except your youngest brother come hither. dia izao àry no hamantarana anareo: Raha velona koa Farao, tsy hiala atý ianareo, raha tsy tonga atý izany zandrinareo faralahy izany. Ka hotsapaina ny amin' izany hianareo. Raha velona koa Faraona tsy hiala aty hianareo, raha tsy tonga ilay zandrinareo faralahy. Voici l'épreuve que vous subirez : aussi vrai que Pharaon est vivant, vous ne partirez pas d' ici à moins que votre plus jeune frère n' y vienne !