<-
->

Gen / Jen 42:24 And he turned himself about from them, and wept; and returned to them again, and communed with them, and took from them Simeon, and bound him before their eyes. Ary Josefa dia nihodina niala teo aminy ka nitomany; ary niverina nankeo aminy indray izy ka niteny taminy, ary dia naka an' i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Ka nihataka niala teo amin' izy ireo izy dia niteny taminy, sy naka an' i Simeona tamin' izy ireo ary nampamototra azy teo imasony. Alors il s'écarta d' eux et pleura. Puis il revint vers eux et leur parla; il prit d' entre eux Siméon et le fit lier sous leurs yeux.