<-
->

Gen / Jen 42:36 And Jacob their father said unto them, Me have ye bereaved of my children: Joseph is not, and Simeon is not, and ye will take Benjamin away: all these things are against me. Ary hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho: Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto intsony, ary Benjamina indray halainareo; izaho ihany no ozoin' izany rehetra izany, Hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho, fa Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto, Benjamina indray halainareo; ary izaho ihany no itambesaran' izany rehetra izany. Alors leur père Jacob leur dit : Vous me privez de mes enfants : Joseph n' est plus, Siméon n' est plus, et vous voulez prendre Benjamin, c' est sur moi que tout cela retombe !