<-
->

Gen / Jen 42:37 And Reuben spake unto his father, saying, Slay my two sons, if I bring him not to thee: deliver him into my hand, and I will bring him to thee again. Ary Robena niteny tamin' ny rainy ka nanao hoe: Vonoy ny zanako roa lahy, raha tsy entiko miverina atý aminao izy; atolory eto an-tanako izy, dia izaho no hitondra azy mody ho atý aminao indray. Dia hoy Robena tamin-drainy: Vonoy ny zanako roalahy, raha tsy tafaveriko aty aminao Benjamina fa atolory eto an-tànako izy, dia izaho no hitondra azy hody aty aminao indray. Mais Ruben dit à son père : Tu mettras mes deux fils à mort si je ne te le ramène pas. Confie-le moi et je te le rendrai !