<-
->

Gen / Jen 43:15 And the men took that present, and they took double money in their hand and Benjamin; and rose up, and went down to Egypt, and stood before Joseph. Dia nentin' ireo lehilahy ireo ny zavatra hateriny, ary vola indroa toraka ny teo koa no nentiny teny an-tànany mbamin' i Benjamina; ary niainga izy, dia nidina tany Egypta ka tonga teo anatrehan' i Josefa. Koa nalain' ireo olona ireo izany fanomezana izany, ary nentiny teo an-tànany ny vola avo sasaka, mbamin' i Benjamina, dia niainga izy nidina nankany Ejipta, ary niseho teo anatrehan' i Josefa. Nos gens prirent donc ce présent, le double d' argent avec eux, et Benjamin; ils partirent et descendirent en Égypte et ils se présentèrent devant Joseph.