<-
->

Gen / Jen 43:24 And the man brought the men into Joseph' s house, and gave them water, and they washed their feet; and he gave their asses provender. Ary nampidirin-dralehilahy tao an-tranon' i Josefa ireo olona ireo ka nomeny rano, dia nanasa tongotra izy, ary ny borikiny nomeny hanina koa. Nony avy nampandroso azy ireo tao an-tranon' i Josefa ralehilahy dia nanome rano azy, ka nanasa tongotra iry ireo; ny ampondrany koa nomeny vilona. L' homme introduisit nos gens dans la maison de Joseph, il leur apporta de l' eau pour qu' ils se lavent les pieds et il donna du fourrage à leurs ânes.