<-
->

Gen / Jen 43:30 And Joseph made haste; for his bowels did yearn upon his brother: and he sought where to weep; and he entered into his chamber, and wept there. Dia niala faingana Josefa, fa nangorakoraka ny fony noho ny rahalahiny, ka nitady izay hitomaniany izy; dia niditra tao an-efi-trano izy ka nitomany tao. Izay dia nangotika ny atiny, noho ity rahalahiny, ka nihataka faingana Josefa nitady izay hitomaniany; niditra tany an' efitranony izy dia nitomany. Et Joseph se hâta de sortir, car ses entrailles s'étaient émues pour son frère et les larmes lui venaient aux yeux : il entra dans sa chambre et là, il pleura.