<-
->

Gen / Jen 43:32 And they set on for him by himself, and for them by themselves, and for the Egyptians, which did eat with him, by themselves: because the Egyptians might not eat bread with the Hebrews; for that is an abomination unto the Egyptians. Dia narosony mitokana ny ho an' i Josefa, ary mitokana ny ho an' ny rahalahiny, ary mitokana koa ny ho an' ny Egyptiana izay nihinana teo aminy, satria ny Egyptiana tsy mahazo miara-komana amin' ny Hebreo, fa fahavetavetana amin' ny Egyptiana izany. Dia naroso manokana ny an' i Josefa, ny an' ireo rahalahiny koa manokana; ny an' ireo Ejipsiana niara-nihinana taminy manokana koa; satria tsy mahazo miara-mihinana amin' ny Hebrio ny Ejipsiana, fa fahavetavetana ho an' ny Ejipsiana izany. On le servit à part, eux à part et à part aussi les Égyptiens qui mangeaient chez lui, car les Égyptiens ne peuvent pas prendre leurs repas avec les Hébreux : ils ont cela en horreur.