<-
->

Gen / Jen 43:33 And they sat before him, the firstborn according to his birthright, and the youngest according to his youth: and the men marvelled one at another. Dia nipetraka teo anatrehany izy, ny lahimatoa araka ny fizokiany, ary ny faralahy araka ny fizandriany; dia samy talanjona ka nifampijerijery izy. Nipetraka teo anatrehan' i Josefa ireo rahalahiny, dia ny lahimatoa araka ny fizokiany, ny faralahy koa araka ny taonany, ka nifampijerijery sady gagagaga izy ireo. Ils étaient placés en face de lui, chacun à son rang, de l' aîné au plus jeune, et nos gens se regardaient avec étonnement.