<-
->

Gen / Jen 44:12 And he searched, and began at the eldest, and left at the youngest: and the cup was found in Benjamin' s sack. Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin' ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin' ny faralahy no niafarany, ka tao amin' ny lasakan' i Benjamina no nahitana ilay kapoaka. Ary nikaroka ny mpikarakara nanomboka tamin' ny zokiny indrindra, ka hita tao amin' ny lasakan' i Benjamina ilay kopy. Il les fouilla en commençant par l' aîné et en finissant par le plus jeune, et la coupe fut trouvée dans le sac de Benjamin !