<-
->

Gen / Jen 46:12 And the sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah, and Pharez, and Zarah: but Er and Onan died in the land of Canaan. And the sons of Pharez were Hezron and Hamul. Ary ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, Selà, Faresa ary Zarà; fa Hera sy Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak' i Faresa dia Hesrona sy Hamola. Les fils de Juda : Er, Onân, Shéla, Péreç et Zérah mais Er et Onân étaient morts au pays de Canaan, et les fils de Péreç, Heçrôn et Hamul.