<-
->

Gen / Jen 46:31 And Joseph said unto his brethren, and unto his father' s house, I will go up, and shew Pharaoh, and say unto him, My brethren, and my father' s house, which were in the land of Canaan, are come unto me; Ary hoy Josefa tamin' ny rahalahiny sy ny ankohonan' ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin' i Farao ka hanao aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan' ny raiko, izay tany amin' ny tany Kanana, dia efa tonga atý amiko. Ary hoy Josefa tamin' ireo rahalahiny sy ny ankohonan-drainy: Handeha hampandre an' i Faraona aho, ary izao no holazaiko aminy: Tonga aty amiko ny rahalahiko sy ny ankohonan' ikaky, izay tany amin' ny tany Kanaana. Alors Joseph dit à ses frères et à la famille de son père : Je vais monter avertir Pharaon et lui dire : Mes frères et la famille de mon père, qui étaient au pays de Canaan, sont arrivés auprès de moi.