<-
->

Gen / Jen 46:34 That ye shall say, Thy servants' trade hath been about cattle from our youth even until now, both we, and also our fathers: that ye may dwell in the land of Goshen; for every shepherd is an abomination unto the Egyptians. dia izao no havalinareo: Miompy omby aman' ondry no raharaha fanaon' ny mpanomponao, hatry ny fony vao zaza ka ambaraka ankehitriny, dia izahay sy ny razanay koa mba hahazoanareo monina ao amin' ny tany Gosena, satria fahavetavetana amin' ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra. Dia valio hoe: Biby fiompy no fanananay, izahay mpanomponao, hatramin' ny fahazazanay ka mandrak' ankehitriny; tahaka ny razanay koa. Fa izany no hahazoanareo monina amin' ny tany Gesena, satria fahavetavetana amin' ny Ejipsiana ny mpiandry ondry rehetra. vous répondrez : Tes serviteurs se sont occupés de troupeaux depuis leur plus jeune âge jusqu'à maintenant, nous-mêmes comme déjà nos pères. Ainsi vous pourrez demeurer dans la terre de Goshèn. En effet, les Égyptiens ont tous les bergers en horreur.