<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 48:7 | And as for me, when I came from |
Ary izaho, raha niala tany Mesopotamia aho, dia maty teo anatrehako Rahely tany amin' ny tany Kanana, tany an-dalana, rehefa kely foana no sisa tsy nahatongavana tao Efrata, ary nandevina azy aho teo amoron' ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany). | Ary izaho fony niverina avy any Padana dia maty teo anatrehako teny an-dàlana Rasela tany amin' ny tany Kanaana, efa mby lavitra akaiky an' i Efratà, ka dia naleviko teo, amin' ny làlana mankany Efratà, dia Betleema izany. | Lorsque je revenais de |