<-
->

Gen / Jen 49:17 Dan shall be a serpent by the way, an adder in the path, that biteth the horse heels, so that his rider shall fall backward. Dana ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, izay manaikitra ny kitrokelin' ny soavaly, ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy. Bibilava eo an-dàlana Dana, Menarana eo an-tsakeli-dàlana izy; Kakeriny ny kitrokelin-tsoavaly, Mba hitatavoka mitsilany ny mpitaingina azy, Que Dan soit un serpent sur le chemin, un céraste sur le sentier, qui mord le cheval au jarret et son cavalier tombe à la renverse !