<-
->

Gen / Jen 49:9 Judah is a lion' s whelp: from the prey, my son, thou art gone up: he stooped down, he couched as a lion, and as an old lion; who shall rouse him up? Zana-diona, Joda, avy niremby ianao, anaka; mamitsaka, mandry toy ny liona izy, ary toy ny liom-bavy, ka iza no hanaitra azy! Liona tanora Jodà: Niakatra avy nandripaka hianao, anaka; Nanongalika izy, dia nanao fandrin-diona, Fandrin-diom-bavy, zovy no hanaitra azy? Juda est un jeune lion; de la proie, mon fils, tu es remonté; il s' est accroupi, s' est couché comme un lion, comme une lionne : qui le ferait lever ?