<-
->

Gen / Jen 8:11 And the dove came in to him in the evening; and, lo, in her mouth was an olive leaf pluckt off: so Noah knew that the waters were abated from off the earth. Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro; ary, indro, nisy ravin' oliva maitso teo am-bavany; izany no nahafantaran' i Noa fa efa kely ny rano tambonin' ny tany. Ary niverina nankeo aminy ny voromailala nony harivariva, ary indro ravin' oliva nilenodenoka anankiray teny am-bavany, ka fantatr' i Noe fa efa tsy voasaron' ny rano intsony ny tany. La colombe revint vers lui sur le soir et voici qu' elle avait dans le bec un rameau tout frais d' olivier ! Ainsi Noé connut que les eaux avaient diminué à la surface de la terre.