<-
->

Gen / Jen 8:9 But the dove found no rest for the sole of her foot, and she returned unto him into the ark, for the waters were on the face of the whole earth: then he put forth his hand, and took her, and pulled her in unto him into the ark. Fa tsy hitan' ilay voromailala izay hipetrahan' ny faladiany, dia niverina tamin' i Noa tao anatin' ny sambo-fiara izy, satria mbola nisy rano tambonin' ny tany rehetra; ary Noa naninjitra ny tànany ka nandray sy nampiditra azy ho ao aminy tao anatin' ny sambo-fiara. Tsy nahita izay hipetrahan' ny faladiany anefa ny voromailala, ka niverina nankeo amin' i Noe teo amin' ny sambo fiara, fa mbola nisy rano hatraiza hatraiza tambonin' ny tany. Dia naninjitra ny tànany izy ka nandray azy sy nampiditra azy ho ao aminy, ao anatin' ny sambo fiara. La colombe, ne trouvant pas un endroit où poser ses pattes, revint vers lui dans l' arche, car il y avait de l' eau sur toute la surface de la terre; il étendit la main, la prit et la fit rentrer auprès de lui dans l' arche.