<-
->

2Sm / 2Sam 10:14 And when the children of Ammon saw that the Syrians were fled, then fled they also before Abishai, and entered into the city. So Joab returned from the children of Ammon, and came to Jerusalem. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra koa izy niala teo anoloan' i Abisay ka niditra tao an-tanàna. Ary Joaba niverina avy namely ny taranak' i Amona ka tonga tany Jerosalema. Nony hitan' ny taranak' i Amona fa nandositra ny Siriana, dia nandositra teo anoloan' i Abisaia koa izy ireo, ka niditra tao an-tanàna indray. Dia niverina Joaba nony avy namely ny taranak' i Amona, ka niditra tany Jerosalema. Quand les Ammonites virent que les Araméens avaient fui, ils lâchèrent pied devant Abishaï et rentrèrent dans la ville. Alors Joab revint de la guerre contre les Ammonites et rentra à Jérusalem.