<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:10 | And |
Ary hoy Amnona tamin' i Tamara: Ento atý amin' ny efi-trano ny nahandro hihinanako ny avy eny an-tananao. Dia nalain' i Tamara ny mofo nataony ka nentiny tao amin' ny efi-trano tao amin' i Amnona anadahiny. | dia hoy Amnona tamin' i Tamara: Ento ao anaty salobom-pandriana ny nahandro hihinanako azy avy eny an-tànanao. Dia nalain' i Tamara ny mofo nataony, ka nentiny tao amin' i Amnona anadahiny, tao anaty salobom-pandriana. | Alors |