<-
->

2Sm / 2Sam 13:15 Then Amnon hated her exceedingly; so that the hatred wherewith he hated her was greater than the love wherewith he had loved her. And Amnon said unto her, Arise, be gone. Ary dia halan' i Amnona indrindra izy, ka ny fankahalany azy dia be lavitra noho ny fitiavany azy taloha. Dia hoy Amnona taminy: Mitsangàna, mandehana. Niaraka tamin' izay dia halan' i Amnona fatratra razazavavy ary tafahoatra lavitra ny fitiavana nitiavany azy taloha ny halam-po nankahalany azy, ka hoy Amnona taminy: Mitsangàna hianao, ka mandehana any. Alors Amnon se prit à la haïr très fort - la haine qu' il lui voua surpassait l' amour dont il l' avait aimée - et Amnon lui dit : " Lève-toi! Va-t-en! "